« Retour au blog de bitakely

Je vous aime mes cheris

Je vous aime mes cheris
Fihin-tananao...

Tiako ianao, tiako ianao
Ilay tsikinao isa maraina d'efa ampy ahy
Ho fifaliako, ho sitrako sy tiako
Fankaherazanao hanala ahiahy
Tsy hohadinoiko, ho sikotra am-poko
Fihin-tananao maneo fahavononana
Mba hiatrika izay adiko sy olana

Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso
Ny tananao no inoako,mahafafa ranomaso
Tsy anjely nefa ianao,mifono mistery amiko
Be fitiavana,andrianiko ho tiaviko

Indro aho fa niova nanam-pahendrena
Niova ny fiainako, niova ny fisainako
Dia tsisy afa tsy ianao no voajeriko
Mamiko tiako, tokana fidiako
Tokinao tsikinao,ampy ho andriko
Efa fantatrao fa ianao anie no mpiadiko

Tsy taitra randram-bao,fa mionona aminao
Ana tsy mba irery,tsy sanatria voafehy

Signée Tovo J'Hay

Cette chanson je vous la dedie mes chers amours
Vous etes ce ke j ai de plus chers o monde

Comme je vous aime mes cheris

Maman



# Posté le mercredi 28 novembre 2007 07:48

Modifié le mardi 26 février 2008 01:35

« Article précédent : Pr toi mon ange

Article suivant : Tjs relever la tete »